Ny fanao sy ny fady rehefa mampiasa ny marika
Ireo fihetsika sy fanovana izay tsy azo atao amin’ny fampiasana ny marika, mba hiantohana fa mijanona ho madio, mirindra ary manaja ny maha-izy azy hatrany ilay famantarana.
Ireo fihetsika sy fanovana izay tsy azo atao amin’ny fampiasana ny marika, mba hiantohana fa mijanona ho madio, mirindra ary manaja ny maha-izy azy hatrany ilay famantarana.
Rehefa misy fankalazana manokana ato amin’ny Tily dia tokony hita ao anaty marika ny marika ravinala. Amin’ny maha-fanakalazana azy dia misy fe-potoana ny fampiasana azy.
Rehefa miaraka MTEM dia “bandeau” toy ity no ampiasaina (hajaina ny filaharany) : AMGE-MEM-FMT2S-TILY-OMMS ; manaraka ny filaharany amin’ny fanamiana ho an’ny Mpanazava (AMGE-MEM) sy ho an’ny Tily (TEM-OMMS)