Endrika isehoan’ny Tily
Ny mampiavaka ny fanamiana isan-tsampana dia hita any anatin’ny boky torolalana. Ireto avy kosa no iombonan’ny tily rehetra, sy ny mampiavaka azy amin’ny hafa :
- Fanamiana
- Fehitenda
- Barety
Ny mampiavaka ny fanamiana isan-tsampana dia hita any anatin’ny boky torolalana. Ireto avy kosa no iombonan’ny tily rehetra, sy ny mampiavaka azy amin’ny hafa :
Lobaka manga tanora, tsy misy col, misy paosy roa eo amin'ny tratra, eo no mipetraka ny fleur de lys sy ny ravinala, misy épaulette. Miaraka amin'ny short manga antitra, miaraka amin'ny fehikibo.
Lobaka fohy tanana sy short miloko kaki, tsy misy col, misy paosy roa eo amin'ny tratra, eo no mipetraka ny fleur de lys sy ny ravinala, misy épaulette. Misy fehikibo.
Lobaka lava tanana sy short velory marron, tsy misy col, misy paosy roa eo amin'ny tratra, eo no mipetraka ny fleur de lys sy ny ravinala, misy épaulette. Misy fehikibo.
Lobaka manga tanora sy zipo manga antitra, tsy misy col, misy paosy roa eo amin'ny tratra, eo no mipetraka ny fleur de lys sy ny ravinala, misy épaulette hipetrahan'ny mariky ny andraikitra. Misy fehikibo.
Robe salopette manga antitra, lobaka manga tanora.