Ireo endri-tsoratra fampiasa
Ny endri-tsoratra dia mitana andraikitra lehibe amin’ny famolavolana ny endrika sy ny toetran’ny marika, satria mampita ny hafatra sy ny fomba fihetsiky ny mpampiasa izy. Eto dia haseho ireo endri-tsoratra ofisialy ampiasaina ho an’ny antontan-taratasy (tatitra, taratasy ofisialy) sy ireo ampiasaina ho an’ny sary fanehoana (afisy, visuels, présentation), miaraka amin’ny torolàlana momba ny habe sy ny lanjan’ny soratra mba hahazoana fitoviana eo amin’ny fampiharana rehetra.
Fampiasa amin’ny visuels (afisy, boky, sns.)
Ireo endri-tsoratra ampiasaina amin’ny sary fanehoana sy visuels ofisialy.
Fampiasa amin’ny antontan-taratasy
Ireo endri-tsoratra atolotra ho an’ny tatitra, taratasy ofisialy ary antontan-taratasy hafa.