Haingontsary
Ny fanaingoana marika dia ireo singa manampy endrika sy fiaviana manokana ho an’ny fampahalalana, fampielezana ary fampisehoana ny famantarana. Ireo sary, sisiny, endrika ambadika, lamina (patterns) ary "décor graphique" izay aseho ao anatin’ity pejy ity dia natao hanamafisana ny hafatra, hanehoana ny mampiavaka ny marika skotisma maneran-tany.