Kisarisary
Ireto kisarisary ireto dia nomena toerana manokana satria misolo tena ny sampana efatra sy ny mpitarika. Azo ampiasaina amin’ny izay mahamety azy (na amin’ny printy, na amin’ny tranonkala, na amin’ny tambajotra serasera ary koa amin’ny karazana fitaovana rehetra ampiasaina.