Ny fanao sy ny fady rehefa mampiasa ny marika

Ireo fihetsika sy fanovana izay tsy azo atao amin’ny fampiasana ny marika, mba hiantohana fa mijanona ho madio, mirindra ary manaja ny maha-izy azy hatrany ilay famantarana.

Ne pas supprimer d’élément
Tsy tapahana na anesorana
Ne pas incliner ou faire pivoter
Tsy atao mitongilana na mihodina
Ne pas étirer ou comprimer
Tsy abontsina na afisaka
Ne pas changer les couleurs ou la typographie
Tsy soloina ny loko, na endri-tsoratra ao anatiny

Rehefa miaraka amin'ny marika hafa

...
Marika taom-piasana 2024 - 2027

Marika miaraka amin'ny tondrozotra MTEM

Sintomiko
...
Marika taom-piasana 2024 - 2027

Marika miaraka amin'ny tondrozotra MTEM

Sintomiko
...
Marika taom-piasana 2024 - 2027

Marika miaraka amin'ny tondrozotra MTEM (Apetraka amina loko matroka)

Sintomiko
...
Marika taom-piasana 2024 - 2027

Marika miaraka amin'ny tondrozotra MTEM (Apetraka amina loko matroka)

Sintomiko
...
Marika amin'ny hetsika

Rehefa misy fankalazana manokana ato amin’ny Tily dia tokony hita ao anaty marika ny marika ravinala...

...
Miaraka amin'ny MTEM

Rehefa miaraka MTEM dia “bandeau” toy ity no ampiasaina...

Sintomiko