Kisary fampiasa

Ny kisary dia sary famantarana kely ampiasaina hanamora ny famakiana votoaty sy hanasongadinana hafatra manokana. Izy ireny no manampy antsika hilaza haingana ny hevitra.

Eto amin'ity pejy ity dia haseho ireo kisary ofisialy azontsika ampiasaina amin’ny visuels rehetra. Afaka trohina sy ampidirina mivantana amin’ny afisy, boky na sary an-tserasera izy ireo.

Kisary fototra ampiasaina

Ireo kisary manampy amin’ny fampitàna vaovao manan-danja (daty, ora, toerana, fifandraisana, sns.).

Kisary
Kisary Modely 1 Modely 2 Modely 3
Daty
Fiangonana
Ora
Fisoratana anarana
Lasy
Voamarina
Toerana
Mailaka
Fifandraisana
Tranokala
Facebook
WhatsApp