Ny mariky ny Tily eto Madagasikara - Ravinala

Fanazavana fohy momba ny niandohan'ny famantarana Ravinala
Animation Ravinala

Ny taona 1955, no nanomboka nampiasa ny marika Ravinala ny Tily eto Madagasikara. Niaraka tamin’ny nahazoana ny fahaleovan-tena tamin’ny skotisma frantsay sy ny nanagasiana ny skotisma teto Madagasikara io fotoana io. Martin RAZAFINDRAKOTO, géographe ary diakona tao amin’ny Tranovato Faravohitra, no namorona azy.

Declinaison Ravinala
...
Loko feno

Marika ofisialy ampiasain’ny Tily eto Madagasikara

...
Loko tokana

Dikan-teny tokana amin’ny loko (monochrome), mazàna amin’ny mainty.

Hevitry ny marika Ravinala

Description image