Rehefa inona no mampiasa ny "Logo OMMS" ?

Ny Logo eto dia famantarana entina maneho an’ilay rafitra miteny, dia ny Organisation Mondiale du Mouvement Scout (OMMS). Rehefa misy hetsika karakarain’ny OMMS, dia mampiasa ny logo amin’ny fitaovana rehetra (taratasy, afisy, sns). Midika izany fa "rafitra iraisam-pirenena no miteny". Mihatra amin'ny hetsika karakarain'ny OMMS rehetra.


...
Loko feno

Entina milaza hetsika iraisam-pirenena

...
Marika "monochrome"

Natao ho hita tsara amin’ny toerana na loko matroka na maizina.


...
Loko feno

Entina milaza hetsika iraisam-pirenena

...
Marika "monochrome"

Natao ho hita tsara amin’ny toerana na loko matroka na maizina.