Ireo loko fampiasa
Ny loko dia singa manandanja ao anatin’ny famantarana satria mampita ny maha-izy azy, ny hafatra ary ny fihetseham-po tiana hozaraina. Ireto avy ny loko ofisialy miaraka amin’ny fanasokajiana HEX, RGB, CMJN ary PMS.

Misy karazany efatra ny fanasokajiana mampiasa loko tsirairay:
Loko fototra maneho ny maha Tily eto Madagasikara.
| Fanehoana | Anarana | HEX | RGB | CMJN | PMS |
|---|---|---|---|---|---|
| Manga | #0041A0 |
0, 65, 160 | 100%, 59%, 0%, 35% | 2384 C | |
| Volomparasy | #622599 |
98, 37, 153 | 79%, 94%, 0%, 0% | 527 C | |
| Fotsy | #FFFFFF |
255, 255, 255 | 0%, 0%, 0%, 0% | — |
Loko mampiavaka ny sampana tsirairay.
| Fanehoana | Anarana | HEX | RGB | CMJN | PMS |
|---|---|---|---|---|---|
| Mavo | #EFC100 |
239, 193, 0 | 0%, 19%, 100%, 6% | 123 C | |
| Maitso | #00911B |
0, 145, 27 | 100%, 0%, 81%, 43% | 355 C | |
| Mena | #EF0013 |
239, 0, 19 | 0%, 100%, 92%, 6% | 485 C | |
| Menafify | #6D071A |
109, 7, 26 | 0%, 94%, 76%, 57% | 7622 C |
Loko manampy amin’ny famoronana, sary, sary famantarana ary fitaovana hafa.
| Fanehoana | Anarana | HEX | RGB | CMJN | PMS |
|---|---|---|---|---|---|
| Scouting Purple | #622599 |
98, 37, 153 | 79%, 94%, 0%, 0% | 537 C | |
| Midnight Purple | #4D006E |
77, 0, 110 | 80%, 100%, 0%, 45% | 2607 C | |
| Blossom Pink | #EF8DFF |
255, 141, 255 | 5%, 45%, 0%, 0% | 236 C | |
| Fire Red | #FF5655 |
255, 86, 85 | 0%, 80%, 60%, 0% | 178 C | |
| Ember Orange | #FFAE80 |
255, 174, 128 | 0%, 30%, 40%, 0% | 162 C | |
| Ocean Blue | #0094B4 |
0, 148, 180 | 100%, 0%, 30%, 0% | 632 C | |
| River Blue | #82E6DE |
130, 230, 222 | 45%, 0%, 15%, 0% | 318 C | |
| Forest Green | #248737 |
36, 135, 55 | 95%, 0%, 90%, 20% | 348 C | |
| Canvas White | #FFFFFF |
255, 255, 255 | 0%, 0%, 0%, 0% | — | |
| Leaf Green | #9FED8F |
159, 237, 143 | 40%, 0%, 50%, 0% | 2267 C |